Rafitry ny FPMA Melun

Nampiana farany : 24 janvier.

Organigramme

Lahatsoratra farany

TATITRA TAONA 2003

Lundi 22 mars 2004, mpanoratra : Filoha // Rafitry ny FPMA Melun

Ho aminareo anie ny fiadanana avy amin’ny tompontsika. Dia faly miarahaba anareo aho, amin’ny maha mpiandraikitra voalohany ahy sady solontenan ?ny Birao sy Komity mpiangonana dia ampifaliana no hitondrako ny tatitra aminareo momba izay niarahantsika tamin ?iny taona lasa iny ary rehefa vita izany dia omentsika fitenenana ny trésorier izay hanazava amintsika ny toe-bola eto amin’ny fiangonantsika. Fotoan-dehibe tamin’ny fiainam-piangonantsika dia ny alahady faha 16 mars 2003 izay nandraisana (...) Lire la suite »

Tany ampiandohany

Dimanche 2 mars 2003, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Rafitry ny FPMA Melun

Faly aho , raha hoy izy ireo tamiko andeha isika ho any an-trano tranon’I Jehovah (Salamo 122:1) Io teny avy ao amin’ny Salamo io no nanehoan’ny kristiana Malagasy teto amin’ny faritry MELUN sy ny manodidina ny hetahetam-panahin’izy ireo te-hidera sy hankalaza an’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo sy Mpamonjy. Teo am-piandohana dia tany an-tokatranon’ny kristiana no nifadimbiasana nanaovana ny fanompoam-pivavahana.Tokony ho teo amin’ny 25 teo ho eo ny isan’izy ireo tamin’izay. Rehefa (...) Lire la suite »