Baiboly

Nampiana farany : 9 février.

Lahatsoratra farany

Hebreo 13 :8

Mercredi 30 novembre 2005, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Baiboly

« Jesoa Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay »( Hebreo 13 :8 ) Ry Havana malala ! Misaotra sy midera ary mankalaza an’Andriamanitra Ray lalandava isika, fa noho ny fitahiany soa sy ny famindram-pony, dia mbola velon’aina. Koa amin’ny Anaran’I Jesoa Tompo sy Mpamonjy antsika, Ilay Zanaka Lahitokan’Andriamanitra dia Arahaba fa tratry ny taom-baovao ! Taona anankiray indray tokoa no lasa nivalona. Nifamahofaho tao ny soa sy ny ratsy, tao ny sento sy ny hafaliana, tao ny fahoriana sy ny (...) Lire la suite »

NY FANAMBARAN’ ANDRIAMANITRA NY TENANY AO AMIN’NY BAIBOLY NA NY SORATRA MASINA

Mardi 25 novembre 2003, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Baiboly

NY ATAO HOE BAIBOLY : Avy amin ?ny teny grika ?Biblia ? ny hoe Baiboly. Boky maro no dikany amin ?ny teny Malagasy. Boky enina amby enimpolo samy hafa no mitambatra ho Baiboly. NY FOTOTRA SY VOTOATIN ?NY BAIBOLY : Jesoa Kristy no Fototry ny Baiboly ary ny Fanambarana ny famonjena ny olona nataon ? Andriamanitra ho azy amin ?ny alalan ?I Kristy, noho ny fitiavany izao tontolo izao no votoatin ?ny Baiboly. NY FIZARANA MISY AO AMIN ?NY BAIBOLY : Boky maro, miisa 66, no hita ao amin ?ny (...) Lire la suite »