Fampianarana
Nampiana farany : 5 juillet.
Lahatsoratra farany
FANDALINANA SORATRA MASINA
Lundi 5 juillet 2010, mpanoratra : // Fampianarana
Mitohy hatrany ny fandalinana ny soratra masina. Tamin’ny zoma 25 jona no fotoanan-tsika farany teo. Ny lohahevitra nodinihina tamin’izany dia : Ny Fahafahan’ny Kristiana ; Fitiavana sy lalàna : - Aoka ny Fahafahana natolotr’Andriamanitra antsika tsy ho entintsika araka ny nofo tahaka ny fanaon’izao tontolo izao. - Andriamanitra izay nanome antsika ny Fanahy sy nahavita asa lehibe eo amintsika no manome tsy mitsahatra ny Fitiavana antsika. - Ny lalàna dia natolotr’Andriamanitra ho an’ny (...) Lire la suite »
FANDALINANA SORATRA MASINA
Lundi 31 mai 2010, mpanoratra : // Fampianarana
Araka ny efa fantan-tsika dia tamin’ny Zoma 28 Mai 2010 ny fandalinana ny soratra masina . Ny loha-hevitra nodinihina tamin’izany dia : Ny Fahafahana natolotr’Andriamanitra ny olombelona. Nanaja ny fahafan’olombelona Andriamanitra, ary miantso azy (ny olombelona) izy, fa tsy mandidy ary mibaiko azy fa tsy manery. Izany fahafahana izany dia tsy hataon-tsika entina araka izay tiantsika hatao fa misy harifanina napetrak’Andriamanitra ahazoan-tsika miaina izany amin’ny maha (...) Lire la suite »
ETUDE BIBLIQUE
Mercredi 26 mai 2010, mpanoratra : // Fampianarana
Mampatsiahy antsika mpianakavin’ny Finoana fa ny Fandalinana Soratra Masina "Etude Biblique" manaraka dia : Ny zoma 28 Mey 2010 amin’ny 9 ora alina. Ny toerana :Centre Le Rocheton. Ny ho dinihin-tsika amin’izany dia ny FITIAVANA sy ny FAHAFAHANA Lire la suite »
FANDALINANA SORATRA MASINA
Dimanche 25 avril 2010, mpanoratra : // Fampianarana
Araka ny efa fantan-tsika dia mitohy hatrany ny fianarana ny tenin’ny Soratra Masina. Izany dia hatao ny Zoma faha-2 sy faha-4 ny volana. Ny nohalalinin-tsika tamin’ny 23 aprily 2010 dia : - 1° Ny olombelona noharian’Andriamanitra tahaka ny endriny ary lahy sy vavy no nanaovany azy - 2° Nahazo tsodrano avy amin’Andriamanitra satria tompon’andraikitra amin’ny tontolo hiainany Ny Fandalinana Soratra Masina manaraka dia ny zoma 28 Mey 2010 amin’ny 9 ora alina. Ny toerana :Centre Le Rocheton. ==> (...) Lire la suite »
Fandinihana soratra masina Azoma 28 Septembre
Mercredi 26 septembre 2007, mpanoratra : // Fampianarana
Mbola mamerina ny fiarabana hatrany antsika tsirairay. Araky ny efa voalaza tao amin’ny raharaham-piangonana dia efa nanomboka ny fianarana soratra masina ary mitohy hatrany izany. Ny fotoana fandalinana manaraka dia ny Azoma 28 septambra ho avy izao. Mbola mitohy hatrany ny fandalinana ny loha-teny : " FINOANA- FAHENDRENA- FAHALALANA" Izao avy no vaky teny ao amin’ny soratra masina izay hafaka vakian-tsika ho fikarakarana ny fampianarana : Gen 12 and 1---12 Exode 3 and ( 11—13) Jonas 3 (...) Lire la suite »
NY FOTOTRA IJORON’NY FINOANA KRISTIANA
Vendredi 17 mars 2006, mpanoratra : // Fampianarana
NY FOTOTRA IJOROAN’NY FINOANA KRISTIANA Romana 10:1-21 ; I Korintiana 2 : 1-11 ; Hebreo 11:1-40. I-NY ATAO HOE FINOANA : Ny Kristiana dia atao hoe "Mpino". Ny Finoana an’I Kristy no mahakristiana. Ny finoana dia zava-miafina satria izay inoana dia zavatra tsy mbola hitan’ny maso sady tsy azon’ny saina hazavaina. Voalaza matetika ao amin’ny Testamenta Vaovao ny teny hoe FINOANA. Misy maha samy hafa azy ihany ny hevitra lazainy. 1°-Raha Jesoa no mampiasa azy, araka izay hita ao amin’ny (...) Lire la suite »
FANAMBADIANA KRISTIANA
Jeudi 9 février 2006, mpanoratra : // Fampianarana
FITARIHANTENY Izay rehetra manam-pikasana hanao mariazy ao am-piangonana ve dia azo ekena avokoa ? Ahoana ny olona mangataka ny hanaovana mariazy azy any an-tranony na any amin’ny toeram-pisakafoanana hivoriany miaraka amin’ny havana aman-tsakaizany ? Mahazo mangataka « fitsofan-drano sy fanamasinana » ny « fanambadiany » ao am-piangonana ve ny olona roa samy lahy na samy vavy tafaray araka ny PACS ? Fanontaniana mila valiny eo anivon’ny fiangonana ireo notanisaina ireo. Misy fanontaniana tonga (...) Lire la suite »
Mpitandrina
Jeudi 12 janvier 2006, mpanoratra : // Fampianarana
Isaia 8 :1-6 ; Efesiana 3 :2-6 ; Matio 2 : 1-12 « Ary rehefa teraka Jesosy tao Betlehema an’i Jodia tamin’ny andron’i Heroda mpanjaka, indreo, nisy Magy avy tany atsinanana tonga tany Jerosalema ka nanao hoe : Aiza Ilay teraka ho Mpanjakan’ny Jiosy ? » ( Matio 2 : 1-2 ). Voalazako tao amin’ny firarian-tsoa ho an’ny mpianakavin’ny finoana noho ny taom-baovao, ry havana, fa taona anankiray no lasa nivalona ; nifamahofaho tao ny soa sy ny ratsy, ny fifaliana sy ny fahoriana, ny sento sy ny tsiky, ny (...) Lire la suite »
ALAHADIN’NY EPIFANIA
Jeudi 12 janvier 2006, mpanoratra : // Fampianarana
Isaia 8 :1-6 ; Efesiana 3 :2-6 ; Matio 2 : 1-12 « Ary rehefa teraka Jesosy tao Betlehema an’i Jodia tamin’ny andron’i Heroda mpanjaka, indreo, nisy Magy avy tany atsinanana tonga tany Jerosalema ka nanao hoe : Aiza Ilay teraka ho Mpanjakan’ny Jiosy ? » ( Matio 2 : 1-2 ). Voalazako tao amin’ny firarian-tsoa ho an’ny mpianakavin’ny finoana noho ny taom-baovao, ry havana, fa taona anankiray no lasa nivalona ; nifamahofaho tao ny soa sy ny ratsy, ny fifaliana sy ny fahoriana, ny sento sy ny tsiky, ny (...) Lire la suite »
PRÉDICATION DU PASTEUR EKKHEHARD LAGODA
Mercredi 7 décembre 2005, mpanoratra : // Fampianarana
DE LA PAROISSE DE GENÈVE DE L’ÉGLISE LUTHERIENNE SUISSE, LORS DE LA CONVENTION NATIONALE DE LA FPMA La Roche sur Yon, le 12 novembre 2005 « Cherchez à imiter Dieu, comme des enfants bien-aimés, et suivez la voie de l’amour à l’exemple du Christ qui vous a aimé et s’est livré pour nous, s’offrant à Dieu en sacrifice d’agréable odeur » (Ephésiens 5, 1-2) (Traduction : Bible de Jérusalem) Imitez Dieu. Blasphème que cela, non ? Peut-on donc imiter Dieu ? N’est-ce pas là exactement ce qu’ont voulu faire Adam et (...) Lire la suite »
Pages 1 | 2