Fifandraisana

Nampiana farany : 22 août.

Toerana fiangonana, Ny adiresin’ny mpiandraikitra, Raha te-hisoratra ao @ lisitry ny mpiangona,

Lahatsoratra farany

Edito

Mercredi 25 janvier 2006, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Fifandraisana

Jesoa Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay » (Hebreo 13 :8 ) Ry Havana malala ! Misaotra sy midera ary mankalaza an’Andriamanitra Ray lalandava isika, fa noho ny fitahiany soa sy ny famindram-pony, dia mbola velon’aina. Koa amin’ny Anaran’I Jesoa Tompo sy Mpamonjy antsika, Ilay Zanaka Lahitokan’Andriamanitra dia Arahaba fa tratry ny taom-baovao ! Taona anankiray indray tokoa no lasa nivalona. Nifamahofaho tao ny soa sy ny ratsy, tao ny sento sy ny hafaliana, tao ny fahoriana sy ny (...) Lire la suite »

Fifandraisana

Lundi 10 mars 2003, mpanoratra : Mpitantsoratra2 // Fifandraisana

Misaotra anie Andriamanitra izay nampiray antsika, ka nahatonga antsika ho tanteraka sy ho tsy manan-tsiny eo anatrehany amin’ny fisehoanay amin’ny voninahitra. Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva izahay raha afaka mifandray aminareo tsirairay avy noho ny fahasoavany izay miasa amintsika na amin’ny fotoana inona na amin’ny toerana aiza, eny fa na dia amin’ny sehatra tahaka itony aza. Natao ary izao mba hahafahantsika mifandray bebe kokoa sy hifampaherezantsika, ary indrindra indrindra (...) Lire la suite »