Toriteny
Nampiana farany : 13 avril.
Lahatsoratra farany
Toriteny 11/12/05
Mercredi 14 décembre 2005, mpanoratra : // Toriteny
Isaia 61 :1-3, 10-11 ; I Tesa 5 :16-24 ; Jaona 1 :6-8 , 19-28 « Ny Fanahin’i Jehovah Tompo no ato Amiko, satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin’ny malahelo Izy ; naniraka Ahy hahasitrana ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin’ny babo sy hamoaka ny ao an-tranomaizina ho amin’ny mazava »( Isaia 61 :1). Tanteraka tokoa ity andinin-tSoratra Masina milaza ny Fikasan’Andriamanitra ity tamin’ny fahatongavan’i Jesoa Zanany teto amin’izao tontolo izao. An-tapitrisa maro tokoa ny (...) Lire la suite »
Toriteny La Roche sur Yon
Mercredi 7 décembre 2005, mpanoratra : // Toriteny
La Roche sur Yon, le 11 novembre 2005. Matthieu 25, 14-30 Le parabole des talents est mise à toutes les sauces, et vous avouerez qu’il est tentant, à l’occasion de l’anniversaire d’une institution chrétienne, ou d’un lieu de culte, ou encore d’un chrétien individuel de l’interpeller sur ce qu’il ou elle a fait des talents qui lui ont été confiés par le Seigneur. Encore faut-il au préalable essayer de comprendre ce que Jésus, retranscris par Matthieu, a souhaité faire entendre à ses disciples pour ne pas (...) Lire la suite »