Hafatra Synodaly

Nampiana farany : 26 mai.

Lahatsoratra farany

HAFATRA SYNODALY PENTEKOSTA 2010

Mercredi 26 mai 2010, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Hafatra Synodaly

Indro HAFATRA PASTORALY avy amin’ny “ Past Synodaly Jean RAVALITERA Filohan’ny FPMA “ amin’izao PENTEKOSTA 2010 izao Lire la suite »

HAFATRA SYNODALY PASKA 2010

Mercredi 31 mars 2010, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Hafatra Synodaly

Indro HAFATRA PASTORALY sy SOSOKEVITRA PROGRAMA IOMBONANA avy amin’ny “ Past Synodaly Jean RAVALITERA Filohan’ny FPMA “ amin’izao PASKA 2010 izao Lire la suite »

Hafatra Pastoraly NOELY 2005

Mercredi 28 décembre 2005, mpanoratra : Mpitantsoratra2 // Hafatra Synodaly

PRÉSIDENT SYNODAL PRÉSIDENT DE LA FPMA Paris, 14 desambra 2005 Portable : 0698114675 Courriel : lyjearavali@yahoo.fr Ho an’ny Mpitandrina Mpandrindra sy ny Filoha ary ny Komitin’ny tafo sy ny vahoaka Kristiana rehetra ato Hafatra Pastoraly Noely 2005 amin’ny FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY ANDAFY - Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Ho aminareo rehetra anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Zanaka sy Fanahy Masina ! « Eny, notiavin’Andriamanitra fatratra izao (...) Lire la suite »

Noely

Mardi 21 décembre 2004, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Hafatra Synodaly

PRÉSIDENT SYNODAL PRÉSIDENT DE LA FPMA Paris, 22 desambra 2004 Domicile : 27, rue Raymond Bordier 33200 BORDEAUX Ho an’ny Tafo rehetra sy ireo Fiaraha-mivavaka FPMA Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo. « Mifalia mandrakariva ; mivavaha lalandava ; misaora an’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra, fa izany no sitrak’Andriamanitra hataonareo tafaray amin’i Kristy (...) Lire la suite »

Batisa FPMA-Famintinana

Mercredi 3 mars 2004, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Hafatra Synodaly

Ry havana malala ao amin’ny Tompo, Bobigny, faha 18 febroary 2004 Ampitomboina mandrakariva aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo. Vita soa aman-tsara tao amin’ny 47, rue de Clichy tamin’ny faha 7 febroary teo ny semineran’ny FMM notarihin’ny Filoha Synodaly Dr Jean Ravalitera nandinika ny amin’ny Batisa FPMA araka ny maha "Fiombonana manao asa misiona" azy. Ny Filoham-boninahitry ny FPMA Dr Péri Rasolondraibe no nitondra ny famelabelarana. (...) Lire la suite »