STK

Nampiana farany : 24 janvier.

Ny lahatsoratra rehetra mikasika ny STK

Lahatsoratra farany

Sortie Kermesse 2004

Lundi 17 mai 2004, mpanoratra : STK // STK

Ho enti-manana ny lasy nationalin’ny STK any Orléans amin’ny volana jolay, ny Sampana Tanora Kristiana eto amin’ny Tafo Melun dia manasa ny fiangonana iray manontolo ary ny tapaka sy namana rehetra hiara-hiala voly sy hikorana aminy amin’ny Sortie Kermesse izay karakarainy ny 31 mai 2004 - Alatsinain’ny Pentekosta ho avy izao. Ny toerana dia eny amin ?ny : Espace Régional Protestant Hottinger 4, rue Mercière 94 370 Boissy Saint-Léger (ERF Boissy Saint-Léger) Accès : RER A - Boissy Saint-Léger na (...) Lire la suite »