Lehilahy Kristiana

Nampiana farany : 24 janvier.

Ny Lahatsoratra rehetra mikasika ny Lehilahy Kristiana

Lahatsoratra farany

Birao sampana Lehilahy Kristianina

Dimanche 8 octobre 2006, mpanoratra : Filoha // Lehilahy Kristiana

Tafatsangana soa amantsara ny sampana lehilahy kristianina eto amin’ny tafo FPMA Melun.Nanatontosa ny fifidianana ny birao hitantana ry zareo tamin’ny alahady 01 volana oktobra ka lany hitondra azy Andriamatoa Rabe Edson,ary ny filoha lefitra kosa dia Andriamatoa Ramananjo Serge ;ny mpitantam-bola kosa dia Andriamatoa Razafimandimby Jean Bruno ;voafidy hitan-tsoratra kosa Andriamatoa Andriambahoaka Fety,ary Andriamatoa Ralijaona Alban no mpitan-bola. Noho ny adidy tsy azo hialana anefa dia (...) Lire la suite »