Vehivavy Kristiana
Nampiana farany : 27 mai.
Ny Lahatsoratra rehetra mikasika ny Vehivavy Kristiana
Lahatsoratra farany
Fifidianana Filohan’ny Sampana SVK
Jeudi 27 mai 2010, mpanoratra : // Vehivavy Kristiana
Nohon’ny tsy fananan’ny sampana Filoha dia handroso amin’ny fifidianana izay olona hafaka handray izany andraikitra izany ny Sampana Vehivavy Kristiana ny : Alahady 13 Juin 2010 ao amin’ny ERF, 8 av Thiers 77000 Melun ao aorian’ny fanompoham-pivavahana. Lire la suite »
Takariva Fihobiana
Samedi 24 mars 2007, mpanoratra : // Vehivavy Kristiana
Sampana vehivavy Kristianina Melun "Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ny fitafiana... amin’ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin’Andriamanitra." I Timoty 2:9-10 TAKARIVA FIHOBIANA ny 28 aprily 2007 @ 7 ora sasany hariva Hotronon’ireo sampan’ny Fiangonana : Sekoly alahady Tanora kristianina Antoko mpihira AME Lehilahy kristianina " Royal Cramayel " 150, av Ampère Lieudit la Butte d’Arvigny 77550 Moissy Cramayel 28 aprily 2007 PAF ankizy : (...) Lire la suite »
SVK Nasionaly : Calendrier
Vendredi 3 novembre 2006, mpanoratra : // Vehivavy Kristiana
Ny SVK nasionaly dia nahatonga « calendrier 2007 » mba hamidy @ rehetra izay manam-pikasana ny hanana izany @ vidiny 4€.Izany no hatao dia ho entina manampy ny sarandalan’ireo ao @ Biraon’ny sampana manatrika ny fivoriana isan-karazany hatrehin’izy ireo.Izay mila dia manantona ny tompon’andraikitra ao @ Sampana. Misy ihany koa tee-shirt hamidy @ SVK rehetra @ vidiny 7€ izay hirina ny hananan’ny rehetra azy @ fihaonam-ben’ny SVK .Io indray dia misoratra anarana izany mila fa tsy mbola eto (...) Lire la suite »
Marché de Noël
Mardi 17 octobre 2006, mpanoratra : // Vehivavy Kristiana
“ Ny Noely dia fankalazan-tsika ny nahatogavan’Ilay Mesia.Fety hifandrimbonan’ny fianakaviana. Koa amin’ny maha Reny ny SVK dia manotrona ireo zanany ao @ SSA sy STK izy ireo ny alahady 17 desambra 2006 amin’ny alalan’ny “Marché de Noël” izay efa fanaony isan-taona. Koa manasa antsika rehetra mba samy hamandrika io daty io ao @ diary fa tsy ho diso fanantenana ianao , fa ahita tao-javatra, sakafo, ary kojakoja maro samihafa entina mankalaza ny andro Noëly.Manantena ny fahatongavan’ny maro hanatrika (...) Lire la suite »
Ny vehivavy manoloana ny tenin’Andriamanitra
Vendredi 17 mars 2006, mpanoratra : // Vehivavy Kristiana
ALAHADY 12 MARS 2006 Alahady Faharoa amin’ny Karemy Alahadin’ny SAMPANA VEHIVAVY KRISTIANA Gen 22 :1-19 ; Rom 8 :31-39 ; Marka 9 :2-10 NY VEHIVAVY MANOLOANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA Ry havana malala ! Ho aminareo mandrakariva anie ny fiadanana sy ny fahasoavana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika ! Ny firenena eran-tany dia nanokana ny andro 08 Mars ho andron’ny vehivavy. Fahamarinana anankiray, izay tsy misy afaka handa izany, dia ny fahalalantsika fa ny antsasaky ny (...) Lire la suite »