Antoko Mpihira
Nampiana farany : 10 mars.
Ny Lahatsoratra rehetra mikasika ny Antoko Mpihira
Lahatsoratra farany
Rindra-kira 13 marsa 2010
Mercredi 10 mars 2010, mpanoratra : // Antoko Mpihira
“Mba hanao feo fiderana, ka hilaza ny asanao mahagaga rehetra.” Salamo 26 : 7 Melun, faha 21 febroary 20 Ho an’ny Sampana Antoko Mpihira Faritany afovoany atsinanana Ho an’ny Sampana Antoko Mpihira 37 Tafo FPMA rehetra eto frantsa Ho an’ny Fianakaviam-be Fiangonana FPMA manontolo Antony :Vaovao Hetsika enti-manana ho amin’ny Choralie Ry havana, Ho aminareo hatrany anie ny fahasoavana sy ny (...) Lire la suite »
Takariva Fiarahabàna
Mardi 26 janvier 2010, mpanoratra : // Antoko Mpihira
Amin’ny sabotsy 6 febroary 2010 ny fiarahabàna tratry ny taona fanaon’ny Antoko Mpihira. Izany dia atao ao @ Le Rocheton manomboka @ 7 ora alina. Lire la suite »
Mikasika ny sampana
Lundi 25 février 2008, mpanoratra : // Antoko Mpihira
Fampahafantarana mikasika ny sampana Ny anarana entiny Ny sampana antoko mpihiran’ny tafo Melun dia mitondra ny anarana hoe A.M.E Ny fotoana famerenan-kira Indroa isan-kerin’andro ny fotoana fianaran-kira : ny sabotsy hariva amin’ny 15:00 - 17:00. Mbola eo am-piandrasana ny famaritana ny toerana famerenan-kira mahazatra ny sampana. ny alahady amin’ny 3 ora mialoha ny fiangonana. Ireo tompon’andraikitra ao amin’ny sampana Mpampianatra hira : RAMBELOSON Hajatiana Mpandrindra ny sampana (...) Lire la suite »
Rindran-kira Henri Ratsimbazafy - FIAP Jean Monnet Paris 14e - 15/03/2008
Lundi 25 février 2008, mpanoratra : // Antoko Mpihira
Rindran-kira Henri Ratsimbazafy - FIAP Jean Monnet Paris 14e - 15/03/2008 “Hoy izay mihira sy mandihy : Ny loharanoko rehetra dia ao aminao.” Sal. 87 and. 7 Hetsika enti-manana ho amin’ny Choralie X Ry Havana, Ho aminareo hatrany anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’i Jesoa Kristy Tompontsika. Ny sampana antoko mpihira avy eto amin’ny tafo Melun dia faly manasa ny mpanankavin’ny fiangonana manontolo hanatrika ny rindran-kira izay hataony miaraka amin’Atoa Henri Ratsimbazafy ny (...) Lire la suite »
Fiarahana tamin’i Laurent RAKOTOMAMONJY
Lundi 23 octobre 2006, mpanoratra : // Antoko Mpihira
Tao aorianan’ny Choralie 2006 izay natao teto Melun, nialoha ny fodiany tany Madagasikara, dia niaraka tamin’ny sampana antoko mpihira Atoa Laurent RAKOTOMAMONJY, ny talata 30 May 2006 hariva. Natao tamin’izany : fiarahana miala hetaheta fanolorana fahatsiarovana ho an’i Laurent RAKOTOMAMONJY, avy amin’ny sampana fiarahana mifaly noho ny tsingerin-taona nahaterahan’ny mambra vitsivitsy :-) Nahafinaritra tokoa ny fiarahana ary mipetraka ho fahatsiarovana izany rehetra izany ankehitriny, (...) Lire la suite »
Fankalazàna ny faha 5 taonan’ny tafo Melun
Lundi 23 octobre 2006, mpanoratra : // Antoko Mpihira
Ho fankalazàna ny faha-5 taona niorenan’ny tafo Melun, ny sampana antoko mpihira dia nanasa ireo antoko mpihira 6 avy eto amin’ny Faritany Afovoany Atsinana, hiaraka hanatanteraka taminy ny antsam-panahy izay natao ny sabotsy 9 Septambra lasa teo tao amin’ny fiangonana Eglise Saint-Aspais Melun. Tonga nanafàna ny fotoana ny tafo Arago tafo Cergy tafo Grands-Champs tafo Ivry Famonjena tafo Orléans tafo Saint-Simon Nifandimby nanatanteraka ny hira nofinidiny ny tafo tsirairay tamin’ny (...) Lire la suite »