Formalités
Nampiana farany : 28 avril.
Formalités adiministratifs rehetra :
mpiandraiktra
baptisa
katekomena
mariazy
sns...
Lahatsoratra farany
Mariazy
Mardi 2 février 2010, mpanoratra : // Formalités
FANAMASINANA MARIAZY Ny olona, lahy sy vavy, mangataka ny hitsofan-drano ao am-piangonana ny fanambadiany dia tsy maintsy vita soratra ara-dalàna eo anatrehan’ny Fanjakana. Mitondra ny taratasy fanamarinana an’izany izy eo anivon’ny Fiangonana. Mihaona amin’ny mpitandrina Antsoina in-telo ao am-piangonana ary haseho amin’ny fiangonana amin’ny fiantsoana faha-telo farany. * Raha misy mpivady tsy mitovy foto-pinoana dia ilàna fankatoavana avy amin’ny mpiandraikitra ny fiangonana niaviny. Raha (...) Lire la suite »
Katekomena
Mardi 2 février 2010, mpanoratra : // Formalités
Ekena ny olona miroso amin’ny fanatonana ny Sakramenta Masina. Manaraka fiofanana mandritra ny herintaona izy sy mahavita tanteraka izany Raha hafa finoana ny olona miroso amin’ny fanatonana ny Sakramenta Masina dia manao fiofanana amboniny izy. Ny pentekosta no andro hanatanterahana ny fandraisana ny Katekomenina. FAMAKAFAKANA (Fenoina ary haverina 1 volana alohan’ny andro hanatanterahana ny fandraisana) Anarana : (...) Lire la suite »
Batisa
Mardi 2 février 2010, mpanoratra : // Formalités
FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ATY ANDAFY EGLISE PROTESTANTE MALGACHE EN FRANCE Ny fiangonana dia manatanteraka batisa ny zaza atolotry ny Ray aman-dReniny ; misy dinidinika hataon’ny Mpitandrina amin’ireo Ray aman-dReny niteraka ny zaza momba ny sakramenta ny Batisa. Tsy maintsy mpandray fanasan’ny Tompo ny iray amin’ny ray aman-drenin’ny zaza. Ho an’ireo Ray aman-dReny izay mbola tsy mpandray ny fanasan’ny Tompo dia manao dinidinika miaraka amin’ny Mpitandrina ; iray volana mialoha ny (...) Lire la suite »