Lasim-piangonana 2010 Versailles

Mardi 26 janvier 2010, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Raharaham-piangonana

Faly miarahaba ny mpianakavin’ny finoana amin’ny anaran’ny Tompo Tsitoha

Efa nampitaina tamintsika, na tamin’ny alalan’ny mailaka, na teo amin’ny raharaham-piangonana momba ny lasy izay ho tanterahana ny asabotsy faha 30 sy alahady faha 31 janoary 2010.

Apetraka eo ambany fiahian’ny Tompo ny fahatanterahan’izany

Ho Azy irery ihany ny voninahitra

Ny mpitantsoratra


PROGRAMME LASY 24 JANOARY 2010

ASABOTSY 30 Janoary 2010

14 h30 – 15 h : Fotoam-pivavahana fanombohana

15h – 18 h : Famoaboasana sy fifanakalozana hiarahana amin’ny Mpitandrina Théodore RANDRIAMANANTENA
Lohahevitra :
Ny Fiangonana sy ny Tokantrano
Ny Fitaizana ny Tanora
Ny Fianakaviana mitombo amin’ny Fiainam-panahy

18h – 18h30 : Vaomieran’ny enti-manana

18h30 – 20h : Fisakafoanana hariva

20h – 21h30 : Takarivam-pianakaviana

ALAHADY 31 JANOARY 2010

9H - 9H30 : Fotoam-pivavahana

9h30 – 10h30 : Fandinihana Soratra Masina (Etude Biblique) : Ny finoana araka ny Testamenta Vaovao (famaranana ny fandinihana ny finoana aorian’ny fandinihana izany araka ny Testamenta Taloha izay natao tamin’ny taona lasa)

10h30 – 11h30 : Loabary an-dasy

11h30 – 12h30 : Théologie pratique ho an’ny Diakona sy izay maniry hanatrika izany, drafitra litorzia

12h30 – 14h : Sakafo atoandro

14h- 14h30 : Malalaka

14h30 – 16h : Fanompoam-pivavahana famaranana. Hisy fanomanam-panahy amin’io fotoana io

16h : Firavana


Plan d’accès

ERMITAGE ACCUEIL
23, rue de l’Ermitage 78000 Versailles

SNCF
De Paris-Montparnasse :
1) Descendre à Versailles-Chantiers.
2) Prendre le bus B, direction Rocquencourt, arrêt Berthier . ou
3) Prendre le bus T Express, direction Louveciennes Bull, arrêt Place de la Loi. RER C
De Paris-Montparnasse :
1) Descendre à Versailles Rive-Gauche,
2) Prendre le bus B, direction Rocquencourt, arrêt Berthier. De Paris Saint-Lazare ou la Défense :
1) Prendre direction Versailles Rive-Droite,
2) Faire 15 mn à pied : rue d’Angiviller, traverser le boulevard du Roi, continuer la rue d’Angiviller jusqu’à la rue Gallieni. La prendre sur la droite en direction de la rue de l’Ermitage. ou
3) Prendre le bus T Express, arrêt Place de la Loi. ROUTE

- A 13 - Sortie Versailles Notre Dame ou Versailles (deuxième sortie à partir de Paris).

- A 86 - Sortie Versailles Centre.

Répondre à cet article