Takariva Fiarahabàna

Mardi 26 janvier 2010, mpanoratra : AME // Antoko Mpihira

Amin’ny sabotsy 6 febroary 2010 ny fiarahabàna tratry ny taona fanaon’ny Antoko Mpihira. Izany dia atao ao @ Le Rocheton manomboka @ 7 ora alina.

Répondre à cet article