Vaovao

Raharam-piangonana 13 mey 2012

Mardi 15 mai 2012, mpanoratra : Mpitantsoratra2 // Raharaham-piangonana

Hampitomboina aminareo anie ny fahasoavana sy ny fahalalana tsara an’Atra sy Jesoa Tompontsika. Toy izao ny vaovao sy filazana voaray eto an-toerana sy avy any ivelany. SVK Misaotra ny SVK nisolontena nanatrika ny Jaobily volamena ny Mpitandrina Richard Rakotondraibe, Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo, Opération barquettes : ny alahady 10 jiona izao no hanaovana izany, koa manentana sahady amin’ny fandraisantsika anjara. NY vola azo amin’izany dia entina (...) Lire la suite »

RAHARAHAM-PIANGONANA Alahady 22 Aprily 2012

Mardi 24 avril 2012, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Raharaham-piangonana

A - VAOVAO ETO AN-TOERANA FIANTSOANA FIVORIAMBE Antsoina ny mpikambana tompon’andraikitra eto @ tafo FPMA Melun hamonjy ny fivoriambe fanao isan-taona hanolorana ny toe-bola taona 2011 sy teti-bola 2012 ny Alahady 13 mey 2012 arorian’ny fanompoam-pivavahana ao @ ERF Melun Izao no fiantsoana fahatelo sady farany. KARATRA ADIDY Efa azontsika raisina manomboka anio ny karatra fandoavana adidy taona 2012 (miloko manga tanora). Entanina ihany koa isika hamita ny adidy 2011 alohan’ny hanefana (...) Lire la suite »

Vokatra 2012

Mardi 17 avril 2012, mpanoratra : Administrateur // Eto an-toerana

« MANDEHANA AMIN’NY FAHENDRENA AMIN’IZAY AO IVELANY, HARARAOTY NY ANDRO AZO HANAOVAN-TSOA » Kolosiana toko faha 4, andininy faha 5 Ny zanaky ny fiangonana eto amin’y tafo « FPMA Melun » dia manasa antsika hanatrika ny : VOKATRA 2012 Izay ho tanterahana ny Sabotsy 05 Mai 2012 Manomboka amin’ny 8 ora alina ka hatramin’ny 11 ora alina Ao amin’ny CENTRE LE ROCHETON : 1 rue du stade 77000 la Rochette (...) Lire la suite »

RAHARAHAM-PIANGONANA Alahady 15 Aprily 2012

Lundi 16 avril 2012, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Raharaham-piangonana

A - VAOVAO ETO AN-TOERANA FILAZANA AVY @ BIRAOM-PIANGONANA Fiantsoana fivoriambe Antsoina ny mpikambana tompon’andraikitra eto @ tafo FPMA Melun hamonjy ny fivoriambe fanao isan-taona hanolorana ny toe-bola taona 2011 sy teti-bola 2012 ny Alahady 13 mey 2012 arorian’ny fanompoam-pivavahana ao @ ERF Melun Izao no fiantsoana faharoa VOKA-DEHIBE 2012 Ny voka-dehiben’ny tafontsika fanao (...) Lire la suite »

Sakafom-pirahalahiana Chorale

Vendredi 13 avril 2012, mpanoratra : AME // Antoko Mpihira AME

Ny sampana antoko mpihira Melun AME dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny sakafom-pirahalahiana ny sabotsy 14 aprily 2012 manomboka amin’ny 7 ora sy sasany alina ao amin’ny restaurant ROYAL CRAMAYEL 150, avenue André Ampére,77550 Moissy Cramayel Izany hetsika izany dia hoentin’ny sampana mikarakara ny enti-manana amin’ny saran-dasin’ny Choralie XII izay ho atrehany eto PARIS ny (...) Lire la suite »

RAHARAHAM-PIANGONANA Alahady 8 Aprily 2012

Mardi 10 avril 2012, mpanoratra : Mpitantsoratra1 // Raharaham-piangonana

Faly miarahaba antsika mianakavy tratry ny andro firavoravoan’ny Paska. Ny fitiavana avy @ Jesoa Kristy nisolo voina antsika anie no hanjaka amintsika noho izany, ka hitondra ny fiadanam-po ho antsika tsirairay avy. A - VAOVAO ETO AN-TOERANA Noho ny fitahian’ny Tompo dia tanteraka soa aman-tsara ny fankalazana ny herinandro masina izay natao ny alakamisy 5 aprily tao @ ERF Port-Royal, tany (...) Lire la suite »

HAFATRA PASKA

Mardi 10 avril 2012, mpanoratra : Administrateur // Fifandraisana

NY TAFO FPMA MELUN DIA FALY MIARAHABA ANAO ARY MIRARY PASKA SAMBATRA HO ANAO IZAY MAMANGY NY Vatsy FPMA Melun ***************** HAFATRA PASKA Ho antsika kristianina ny Paska dia fandresen’ny fiainana amin’ny fahafatesana noho ny asam-panovotana nataon’i Jesos Kristy Zanak’Andriamanitra. Maty ka nalevina Izy, ary nandresy ny fahafatesana tamin’ny fitsanganany tamin’ny maty. Miorina amin’ny Soratra (...) Lire la suite »

Prochaine réunion STK

Samedi 31 mars 2012, mpanoratra : STK // STK

La réunion aura lieu Dimanche 1 avril de 13h (30) à 16h au Rocheton. Pour ceux qui ont proposé des chants, veuillez amener un support audio (CD audio, ou sous format mp3 dans une clé usb vu qu’il y aura un ordi) ainsi que les paroles svp ! (Au moins imprimer en 4-5 exemplaires, et si vous pouvez pas imprimer les paroles, passez moi une copie et j’imprimerais les exemplaires chez moi.) Au (...) Lire la suite »